Jeremia 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Simban’ny tanan’ilay mpanefy tanimanga anefa ilay vilany nataony. Novany ho zavatra hafa àry ilay izy, araka izay tiany.* Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:4 w99 1/4 22 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:4 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1999, p. 22
4 Simban’ny tanan’ilay mpanefy tanimanga anefa ilay vilany nataony. Novany ho zavatra hafa àry ilay izy, araka izay tiany.*