Jeremia 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 nefa manao ratsy eo imasoko izy ka tsy mankatò ny teniko, dia hiova hevitra* aho ka tsy hataoko aminy indray ilay zavatra tsara nokasaiko hatao aminy.’ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:10 Fandalinana, Boky 1,
10 nefa manao ratsy eo imasoko izy ka tsy mankatò ny teniko, dia hiova hevitra* aho ka tsy hataoko aminy indray ilay zavatra tsara nokasaiko hatao aminy.’