Jeremia 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa izao no lazain’i Jehovah: “Mba anontanio, azafady, ny olona any amin’ireo firenena. Iza no efa nandre zavatra hoatr’izany? Nanao zavatra faran’izay mahatsiravina+ ny Israely virjiny.
13 Koa izao no lazain’i Jehovah: “Mba anontanio, azafady, ny olona any amin’ireo firenena. Iza no efa nandre zavatra hoatr’izany? Nanao zavatra faran’izay mahatsiravina+ ny Israely virjiny.