23 Fa ianao kosa Jehovah ô,
Mahafantatra tsara ny tetika rehetra ataon’izy ireo mba hamonoana ahy ho faty.+
Aza manarona ny fahadisoany,
Ary aza kosehina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany.
Aoka izy ireo ho tafintohina eo anatrehanao,+
Rehefa mamely azy ireo ianao, noho ny fahatezeranao.+