Jeremia 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia mivoaha eny amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,+ eo amin’ny fidirana amin’ny Vavahadin’ny Vakim-bilany Tanimanga, ka ambarao eny izay teny holazaiko aminao. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:2 Fandalinana,
2 Dia mivoaha eny amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma,+ eo amin’ny fidirana amin’ny Vavahadin’ny Vakim-bilany Tanimanga, ka ambarao eny izay teny holazaiko aminao.