Jeremia 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hampihinaniko ny nofon’ny zanany lahy sy ny zanany vavy izy ireo, ary samy hihinana ny nofon’ny namany avy. Hanao fahirano azy ireo mantsy ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy,*+ ka ho very hevitra izy ireo.”’ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:9 jr 155 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:9 Jeremia, p. 154-155
9 Hampihinaniko ny nofon’ny zanany lahy sy ny zanany vavy izy ireo, ary samy hihinana ny nofon’ny namany avy. Hanao fahirano azy ireo mantsy ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy,*+ ka ho very hevitra izy ireo.”’