Jeremia 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ianao kosa, ry Pasora, ho lasa babo ianao sy izay rehetra mipetraka ao an-tranonao. Ho lasa any Babylona ianao ka ho faty any, ary halevina any miaraka amin’ny namanao rehetra, noho ianao naminany lainga tamin’izy ireo.’”+
6 Ary ianao kosa, ry Pasora, ho lasa babo ianao sy izay rehetra mipetraka ao an-tranonao. Ho lasa any Babylona ianao ka ho faty any, ary halevina any miaraka amin’ny namanao rehetra, noho ianao naminany lainga tamin’izy ireo.’”+