Jeremia 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nahazo hafatra avy tamin’i Jehovah i Jeremia, rehefa nirahin’i Zedekia+ Mpanjaka ho any aminy i Pasora+ zanak’i Malkia sy Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia, mba hilaza hoe:
21 Nahazo hafatra avy tamin’i Jehovah i Jeremia, rehefa nirahin’i Zedekia+ Mpanjaka ho any aminy i Pasora+ zanak’i Malkia sy Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia, mba hilaza hoe: