2 “Mba anontanio i Jehovah hoe inona no hitranga amintsika, fa miady amintsika i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona.+ Angamba hanao zavatra iray mahatalanjona ho antsika indray i Jehovah hoatran’ny efa nataony, mba hialan’i Nebokadnezara eto amintsika.”+