Jeremia 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hisy hamaly hoe: “Satria nivadika tamin’ny fifanekena nifanaovany tamin’i Jehovah Andriamaniny izy ireo, ka niankohoka tamin’ny andriamani-kafa sy nanompo an’ireny.”’+
9 Dia hisy hamaly hoe: “Satria nivadika tamin’ny fifanekena nifanaovany tamin’i Jehovah Andriamaniny izy ireo, ka niankohoka tamin’ny andriamani-kafa sy nanompo an’ireny.”’+