-
Jeremia 22:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Niaro ny zon’ny olona mijaly sy ny mahantra izy,
Ka nahita soa.
‘Tsy izany ve no atao hoe mahalala ahy?’, hoy i Jehovah.
-