Jeremia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:5 jr 173 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:5 Jeremia, p. 173
5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+