Jeremia 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Feno mpanitsakitsa-bady+ mantsy ilay tany.Misaona koa ilay tany+ satria voaozona,Ary maina ny kijana any an-tany efitra.+ Ratsy ny ataon’izy ireo, ary manampatra fahefana izy ireo.
10 Feno mpanitsakitsa-bady+ mantsy ilay tany.Misaona koa ilay tany+ satria voaozona,Ary maina ny kijana any an-tany efitra.+ Ratsy ny ataon’izy ireo, ary manampatra fahefana izy ireo.