-
Jeremia 23:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Fa iza no nijoro teo amin’ireo olona akaiky an’i Jehovah
Mba hahita sy handre ny teniny?
Iza no nanongilan-tsofina mba hihaino ny teniny?
-