Jeremia 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mifampitantara ny nofiny izy ireo satria tiany hanadino ny anarako ny vahoakako, hoatran’ny razambeny izay nanadino ny anarako noho izy ireny nanompo an’i Bala.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:27 w19.06 4; w94 1/3 10 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:27 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),6/2019, p. 4 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1994, p. 10
27 Mifampitantara ny nofiny izy ireo satria tiany hanadino ny anarako ny vahoakako, hoatran’ny razambeny izay nanadino ny anarako noho izy ireny nanompo an’i Bala.+