Jeremia 23:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tsy tokony hilaza intsony anefa ianareo hoe enta-mavesatr’i* Jehovah, satria ny tenin’ny tsirairay ihany no enta-mavesatra.* Novanareo ny tenin’ilay Andriamanitra velona, dia i Jehovah Tompon’ny tafika sady Andriamanitsika.
36 Tsy tokony hilaza intsony anefa ianareo hoe enta-mavesatr’i* Jehovah, satria ny tenin’ny tsirairay ihany no enta-mavesatra.* Novanareo ny tenin’ilay Andriamanitra velona, dia i Jehovah Tompon’ny tafika sady Andriamanitsika.