FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Ary raha mbola milaza ianareo hoe: “Ny enta-mavesatr’i* Jehovah!”, dia izao kosa no lazain’i Jehovah: “Koa satria nilaza ianareo hoe: ‘Izany teny izany ilay enta-mavesatr’i* Jehovah’, nefa izaho efa niteny taminareo hoe: ‘Tsy tokony hilaza intsony ianareo hoe: “Enta-mavesatr’i* Jehovah!”’,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara