-
Jeremia 24:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Israely: ‘Tsara hoatran’ireo aviavy tsara ireo no ho fahitako ny mponin’i Joda natao sesitany, izay noroahiko niala teto amin’ity toerana ity ka nalefako any amin’ny tanin’ny Kaldeanina.
-