Jeremia 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Nandritra izay 23 taona izay i Jehovah no niteny tamiko, nanomboka tamin’ny taona faha-13 nanjakan’i Josia+ zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, ka hatramin’izao. Ary efa niteny anareo imbetsaka* aho, saingy tsy nihaino ianareo.+
3 “Nandritra izay 23 taona izay i Jehovah no niteny tamiko, nanomboka tamin’ny taona faha-13 nanjakan’i Josia+ zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, ka hatramin’izao. Ary efa niteny anareo imbetsaka* aho, saingy tsy nihaino ianareo.+