Jeremia 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanomboka tamin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda+ ary ny mpanjakany sy ny andrianany, mba ho rava tanteraka izy ireo, ka hihorohoro sy hisioka ny olona noho izay hanjo azy, ary mba hozonina izy ireo,+ hoatran’ny amin’izao androany izao. Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 25:18 w94 1/3 20-21 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:18 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1994, p. 20-21
18 Nanomboka tamin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda+ ary ny mpanjakany sy ny andrianany, mba ho rava tanteraka izy ireo, ka hihorohoro sy hisioka ny olona noho izay hanjo azy, ary mba hozonina izy ireo,+ hoatran’ny amin’izao androany izao.