29 Izao mantsy: Raha ilay tanàna mitondra ny anarako aza no voalohany amin’ireo hasiako loza,+ dia ianareo indray ve no ho afa-maina?”’+
“‘Tsy ho afa-maina mihitsy ianareo, fa hiantso sabatra hamely ny mponina rehetra eto an-tany aho’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.