-
Jeremia 25:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Midradradradrà, ry mpiandry ondry, ary aoka ianareo hitaraindraina!
Mihosinkosena amin’ny tany, ry ondry vaventy,
Satria tonga ny fotoana hamonoana sy hanaparitahana anareo,
Ka hianjera toy ny vazy sarobidy ianareo!
-