Jeremia 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy i Jeremia tamin’ny andriana rehetra sy ny vahoaka rehetra: “I Jehovah no naniraka ahy hilaza ny faminaniana rehetra henonareo teo, hoe hisy loza hanjo an’ity trano ity sy ity tanàna ity.+
12 Dia hoy i Jeremia tamin’ny andriana rehetra sy ny vahoaka rehetra: “I Jehovah no naniraka ahy hilaza ny faminaniana rehetra henonareo teo, hoe hisy loza hanjo an’ity trano ity sy ity tanàna ity.+