-
Jeremia 26:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Namono an’i Mika ve i Hezekia mpanjakan’ny Joda sy ny Joda rehetra tamin’izay? Tsy natahotra an’i Jehovah ve i Hezekia ary nitalaho famindram-po tamin’i* Jehovah, ka niova hevitra* i Jehovah dia tsy nampihariny indray ilay loza efa nolazainy hamelezana azy ireo?+ Koa tena mitady loza* mihitsy isika.
-