Jeremia 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nalain’izy ireo avy tany Ejipta i Oria, ary nentiny tany amin’i Joiakima Mpanjaka. Dia novonoin’ny mpanjaka tamin’ny sabatra izy+ ary natsipiny tany amin’ny fasam-bahoaka ny fatiny.” Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:23 Fandalinana, Boky 1,
23 Koa nalain’izy ireo avy tany Ejipta i Oria, ary nentiny tany amin’i Joiakima Mpanjaka. Dia novonoin’ny mpanjaka tamin’ny sabatra izy+ ary natsipiny tany amin’ny fasam-bahoaka ny fatiny.”