Jeremia 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ato anatin’ny roa taona,* dia haveriko eto amin’ity toerana ity ny fitaovana rehetra tao an-tranon’i Jehovah, izay nalain’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona teto sy nentiny any Babylona.’”+
3 Ato anatin’ny roa taona,* dia haveriko eto amin’ity toerana ity ny fitaovana rehetra tao an-tranon’i Jehovah, izay nalain’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona teto sy nentiny any Babylona.’”+