6 Hoy i Jeremia mpaminany: “Amena! Enga anie ka hanao an’izany tokoa i Jehovah! Hotanterahin’i Jehovah anie ny faminanianao, ka haveriny avy any Babylona ho eto amin’ity toerana ity tokoa ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah sy ny olona rehetra natao sesitany!