Jeremia 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Mandehana lazao amin’i Hanania hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Zioga hazo no notapahinao,+ fa zioga vy kosa no hataonao solony.”
13 “Mandehana lazao amin’i Hanania hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Zioga hazo no notapahinao,+ fa zioga vy kosa no hataonao solony.”