-
Jeremia 29:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Nandefa taratasy avy teto Jerosalema i Jeremia mpaminany, ho an’ny sisa amin’ireo anti-panahy natao sesitany, sy ho an’ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra, izay nentin’i Nebokadnezara niala teto Jerosalema sy nataony sesitany any Babylona.
-