-
Jeremia 29:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Manambadia ka miteraha zazalahy sy zazavavy. Akao vady ny zanakareo lahy ary ampanambadio ny zanakareo vavy, mba hiteraka zazalahy sy zazavavy koa. Aoka hihabetsaka ianareo fa tsy hihavitsy.
-