Jeremia 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Fa fantatro tsara ny zavatra efa noeritreretiko hatao aminareo’, hoy i Jehovah. ‘Mieritreritra ny hanome anareo fiadanana aho fa tsy loza,+ mba hanananareo hoavy tsara sy fanantenana.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 29:11 ijwbv lahatsoratra 6; lff lesona 2; g21.3 14 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:11 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 2 Mifohaza!,No. 3 2021 p. 14
11 “‘Fa fantatro tsara ny zavatra efa noeritreretiko hatao aminareo’, hoy i Jehovah. ‘Mieritreritra ny hanome anareo fiadanana aho fa tsy loza,+ mba hanananareo hoavy tsara sy fanantenana.+