FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 29:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanao zavatra manala baraka teo amin’ny Israely+ mantsy izy roa lahy. Nanitsakitsa-bady izy ireo ka naka vadin’olona. Nilaza lainga tamin’ny anarako koa izy ireo nefa tsy nasaiko nanao an’izany.+

      “‘“Izaho no mahalala an’izay nataony sy vavolombelon’izany”,+ hoy i Jehovah.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara