Jeremia 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Nandefa taratasy tamin’ny anaranao ianao, ho an’ny olona rehetra eto Jerosalema sy ho an’i Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia ary ho an’ny mpisorona rehetra, nilaza hoe:
25 ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Nandefa taratasy tamin’ny anaranao ianao, ho an’ny olona rehetra eto Jerosalema sy ho an’i Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia ary ho an’ny mpisorona rehetra, nilaza hoe: