Jeremia 29:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 ‘Efa notendren’i Jehovah ho mpisorona hisolo an’i Joiada mpisorona ianao, mba ho mpiandraikitra ao an-tranon’i Jehovah, ka hisambotra an’izay olona adala manao hoatran’ny mpaminany sy hangeja azy amin’ny gadra hazo* sy gadra vy.*+
26 ‘Efa notendren’i Jehovah ho mpisorona hisolo an’i Joiada mpisorona ianao, mba ho mpiandraikitra ao an-tranon’i Jehovah, ka hisambotra an’izay olona adala manao hoatran’ny mpaminany sy hangeja azy amin’ny gadra hazo* sy gadra vy.*+