Jeremia 29:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa nandefa taratasy tatỳ aminay atỳ Babylona mihitsy izy, hilaza hoe: “Mbola haharitra ela izy ity! Koa manorena trano ka mipetraha ao. Manaova tanimboly ka hano ny vokatra avy aminy,+ ...”’”’”
28 Fa nandefa taratasy tatỳ aminay atỳ Babylona mihitsy izy, hilaza hoe: “Mbola haharitra ela izy ity! Koa manorena trano ka mipetraha ao. Manaova tanimboly ka hano ny vokatra avy aminy,+ ...”’”’”