-
Jeremia 29:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 dia izao no lazain’i Jehovah: ‘Hosaziko i Semaia avy any Nehelama sy ny taranany. Tsy hisy taranany ho tavela eto amin’ity firenena ity, ary tsy hahita ny zavatra tsara hataoko ho an’ny vahoakako izy’, hoy i Jehovah. ‘Mampirisika ny olona hikomy amin’i Jehovah mantsy izy.’”’”
-