Jeremia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hisy fisaorana avy ao ary hisy feon’olona mihomehy.+ Hataoko maro be ny taranany, ka tsy ho vitsy izy ireo.+Hataoko be dia be* izy ireo,Ka tsy ho vitsy an’isa.+
19 Hisy fisaorana avy ao ary hisy feon’olona mihomehy.+ Hataoko maro be ny taranany, ka tsy ho vitsy izy ireo.+Hataoko be dia be* izy ireo,Ka tsy ho vitsy an’isa.+