Jeremia 31:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Haoriko indray ianao ka ho voaorina.+ Mbola haka ny ampongatapakao indray ianao, ry Israely virjiny ô,Ka hivoaka handihy sy hifaly.*+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:4 Fandalinana, Boky 2,
4 Haoriko indray ianao ka ho voaorina.+ Mbola haka ny ampongatapakao indray ianao, ry Israely virjiny ô,Ka hivoaka handihy sy hifaly.*+