Jeremia 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ‘Ho avy atỳ aminao i Hanamela zanak’i Saloma rahalahin-drainao, hiteny hoe: “Vidio ho anao ilay sahako ao Anatota,+ satria ianao no voalohany manan-jo hanavotra azy.”’”+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:7 Fandalinana, Boky 1,
7 ‘Ho avy atỳ aminao i Hanamela zanak’i Saloma rahalahin-drainao, hiteny hoe: “Vidio ho anao ilay sahako ao Anatota,+ satria ianao no voalohany manan-jo hanavotra azy.”’”+