Jeremia 32:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nitondra ny Israely vahoakanao nivoaka avy tany Ejipta ianao, ka nanao famantarana sy fahagagana, sady nampiasa ny tananao matanjaka sy ny sandrinao mahery, ary nanao zavatra mampahatahotra be.+
21 Dia nitondra ny Israely vahoakanao nivoaka avy tany Ejipta ianao, ka nanao famantarana sy fahagagana, sady nampiasa ny tananao matanjaka sy ny sandrinao mahery, ary nanao zavatra mampahatahotra be.+