Jeremia 32:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia tonga teto amin’ity tany ity izy ireo ka naka azy. Tsy nankatò ny teninao anefa izy ireo sady tsy nanaraka ny lalànao. Tsy nisy nataon’izy ireo izay rehetra nasainao nataony, ka nampiharinao taminy izao loza rehetra izao.+
23 Dia tonga teto amin’ity tany ity izy ireo ka naka azy. Tsy nankatò ny teninao anefa izy ireo sady tsy nanaraka ny lalànao. Tsy nisy nataon’izy ireo izay rehetra nasainao nataony, ka nampiharinao taminy izao loza rehetra izao.+