Jeremia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘Fa izay ratsy eo imasoko ihany no ataon’ny vahoakan’Israely sy Joda, efa hatramin’izy ireo mbola tanora.+ Mbola mampahatezitra ahy foana ny zavatra ataon’ny vahoakan’Israely’, hoy i Jehovah.
30 “‘Fa izay ratsy eo imasoko ihany no ataon’ny vahoakan’Israely sy Joda, efa hatramin’izy ireo mbola tanora.+ Mbola mampahatezitra ahy foana ny zavatra ataon’ny vahoakan’Israely’, hoy i Jehovah.