Jeremia 32:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary hisy hividy saha indray eto amin’ity tany ity,+ na dia milaza aza ianareo hoe: “Tany ngazana tsy misy olona na biby ity, sady efa nomena ho an’ny Kaldeanina.”’ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:43 Fandalinana, Boky 1,
43 Ary hisy hividy saha indray eto amin’ity tany ity,+ na dia milaza aza ianareo hoe: “Tany ngazana tsy misy olona na biby ity, sady efa nomena ho an’ny Kaldeanina.”’