Jeremia 33:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Fa izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely momba an’ireo trano ato amin’ity tanàna ity sy ireo tranon’ny mpanjakan’ny Joda, izay noravana mba hiatrehana an’ireo fahavalo nanorina dongon-tany hanaovana fahirano sady nampiasa sabatra,+
4 “Fa izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely momba an’ireo trano ato amin’ity tanàna ity sy ireo tranon’ny mpanjakan’ny Joda, izay noravana mba hiatrehana an’ireo fahavalo nanorina dongon-tany hanaovana fahirano sady nampiasa sabatra,+