Jeremia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 33:6 w96 1/1 8-9, 18 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1996, p. 8-9, 18
6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+