Jeremia 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy kijana hahafahan’ny mpiandry ondry hampiala sasatra ny andian’ondriny,+ eto amin’ity toerana ngazana tsy misy olona na biby fiompy ity, sy ao amin’ny tanànany rehetra.’
12 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy kijana hahafahan’ny mpiandry ondry hampiala sasatra ny andian’ondriny,+ eto amin’ity toerana ngazana tsy misy olona na biby fiompy ity, sy ao amin’ny tanànany rehetra.’