Jeremia 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Raha vitanareo ny manafoana ny fifanekena nataoko momba ny andro sy ny fifanekena nataoko momba ny alina, mba hisakanana ny andro sy ny alina tsy ho tonga amin’ny fotoana tokony hahatongavany,+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 33:20 w19.08 26 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:20 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),8/2019, p. 26
20 “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Raha vitanareo ny manafoana ny fifanekena nataoko momba ny andro sy ny fifanekena nataoko momba ny alina, mba hisakanana ny andro sy ny alina tsy ho tonga amin’ny fotoana tokony hahatongavany,+