21 dia amin’izay ihany vao ho azo foanana ny fifanekena nataoko tamin’i Davida mpanompoko,+ ka tsy hanana zanakalahy ho mpanjaka hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany+ izy. Amin’izay ihany koa vao ho azo foanana ny fifanekena nataoko tamin’ny Levita mpisorona mpanompoko.+