-
Jeremia 33:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “Tsy efa henonao ve fa niteny ity vahoaka ity hoe: ‘Hialan’i Jehovah ireo fianakaviana roa nofidiny’? Tsy hajain’izy ireo ny vahoakako, ary tsy heverin’izy ireo ho firenena intsony.
-