Jeremia 33:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 fa tsy hanary ny taranak’i Jakoba sy Davida mpanompoko mihitsy aho. Koa hifidy olona avy amin’ny taranany foana aho, mba ho mpanjaka eo amin’ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Hangoniko mantsy izay taranany lasa babo+ ka hiantrako.’”+
26 fa tsy hanary ny taranak’i Jakoba sy Davida mpanompoko mihitsy aho. Koa hifidy olona avy amin’ny taranany foana aho, mba ho mpanjaka eo amin’ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Hangoniko mantsy izay taranany lasa babo+ ka hiantrako.’”+